« FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO » Gal 2:20
Misaotra an’Andriamanitra isika @ ireo dingana fanomanana ny fankalazana izay efa vita,
Misaotra ihany koa ho an’ireo nanolotra talenta isan-karazany @ izany
Misaotra antsika rehetra mialoha hifidy mavitrika izay LOGO sy HIRA ho entintsika mankalaza an’Andriamanitra @izany
Ity ary ny rohy hahafahantsika mifidy ny LOGO
- LOGO iray ihany no azo fidiana
- hatramin’ny sabotsy 21 febroary @ 12ora no afaka mifidy
Dia @ anaran’ny komity 45eme no hanentanana antsika rehetra @ izany
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra!
