Fifaninanana hira faneva

✨ * »FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO »* (Gal. 2:20)

Mampahatsiahy antsika fa androany no farany fifidianana ny hira faneva ho an’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-45 taonan’ny FKMA.

👉 Koa manentana antsika rehetra handray anjara sy hifidy ara-potoana.

Andao hiara-hientana ho voninahitr’Andriamanitra! 🙏🎶

https://forms.gle/xSXayFGE9apygmVR6