1981-2026, 45 Taona ny FKMA

Miavaka ity taom-piangonana 2025-2026 ity satria fotoana Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha 45 taonan’ny Fiangonana. Enga anie ny Teny Faneva 

« Fa Kristy no velona ato anatiko »
(Gal 2,20)
 

no hanapaka ny fiainatsika rehetra, hatramin’izao ka ho mandrakizay. Amen.

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.
Ny Mpitandrina RAKOTONIAINA