Voafidy ny logo

✨ « FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO » (Gal. 2:20)

Indro ary ny LOGO nofidiantsika ho mariky ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-45 taonan’ny FKMA.

logo T45

🙏 Isaorana Andriamanitra ary isaorana isika rehetra nandray anjara.

Andao hiara-hitondra izany amim-pireharehana ho voninahitr’Andriamanitra!