« Fa Kristy no velona ato anatiko » (Gal 2,20)
Fifaninanana hira faneva
✨ * »FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO »* (Gal. 2:20) Mampahatsiahy antsika fa androany no farany fifidianana ny hira faneva ho an’ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-45 taonan’ny FKMA. 👉 Koa manentana antsika rehetra handray anjara sy hifidy ara-potoana. Andao hiara-hientana…
Voafidy ny logo
✨ « FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO » (Gal. 2:20) Indro ary ny LOGO nofidiantsika ho mariky ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-45 taonan’ny FKMA. 🙏 Isaorana Andriamanitra ary isaorana isika rehetra…
Fifaninana Logo T45
« FA KRISTY NO VELONA ATO ANATIKO » Gal 2:20 Misaotra an’Andriamanitra isika @ ireo dingana fanomanana ny fankalazana izay efa vita,Misaotra ihany koa ho an’ireo nanolotra talenta isan-karazany @ izanyMisaotra antsika…


